lundi 26 novembre 2007

11 febroary 1975

11 febroary 1975!
Izahay mianakavy mitangorona manodidina ny Radio transistor mihaino ny fanambaran'ny Jeneraly Gilles Andriamahazo no sary mitamberina ato an-tsaiko. 14 taona aho tamin'io. Mbola tsy nisy Televiziona teto Fianar (toerana nisy anay) tamin'izany.
Nalaza dia nalaza ireto anarana ireto tamin'izany:
Bréchard
Club des 48
Bora
Ratsiraka
Rabetafika
Zimbo
Maraseta
Ramakavelo
Komitim-pitondran'ny foloalindahy (Directoire militaire)
Antanimora
Anjohy
GMP